Acrididae
Fiseho
Ny Acrididae dia fianakaviam-balala lehibe indrindra ao amin' ny filaharana Orthoptera, ahitana 10.000 eo ho eo amin' ny karazana 11.000 ao amin' ny zana-pilaharana Caelifera (valala) manontolo. Ny Acrididae no tena fantatra satria ao no ahitana ny valala mpandeha amin' andiany rehetra. Ny zana-pianakaviana Oedipodinae dia sokajiana ho fianakaviana Oedipodidae miavaka ao amin' ny fianakaviambe Acridoidea. Ny Acrididae dia miavaka amin' ny tandroka fohy sy mafy (ka azo antsoina hoe "valala fohy tandroka"), ary ny ampongabentsofina eo amin' ny sisin' ny fizaràna voalohany amin' ny kibony.
Zana-pianakaviana
[hanova | hanova ny fango]Ny Orthoptera Species File (Septambra 2021) dia mitanisa ireto zana-pianakaviana manaraka amin' ny Acrididae ireto.
- Acridinae MacLeay, 1821 (vondron-karazana 140, karazana 470), maneran-tany: toetany mafana sy antonony
- Calliptaminae Jacobson, 1905 (vondron-karazana 12, karazana 90), Afrika, Eorôpa, Azia
- Caryandinae Yin & Liu, 1987 (vondron-karazana 3, karazana 100), Afrika, Azia
- Catantopinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 325, karazana 990), Afrika, Azia
- Copiocerinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 22, karazana 90), Amerika Afovoany sy Amerika Atsimo
- Coptacrinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 20, karazana 110), Afrika, Madagasikara, Azia trôpikaly
- Cyrtacanthacridinae Kirby, 1910 (vondron-karazana 38, karazana 170), maneran-tany
- Egnatiinae Bey-Bienko & Mistshenko, 1951 (karazana 30), Afrika hatrany Azia Afovoany
- Eremogryllinae Dirsh, 1956 (karazana 5), Afrika Avaratra
- Eremogryllus Krauss, 1902
- Notopleura (grasshopper) Krauss, 1902
- Euryphyminae Dirsh, 1956 (vondron-karazana 23, karazana 80), Afrika, Madagasikara
- Eyprepocnemidinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 26, karazana 150), Afrika, Eorôpa, Azia
- Gomphocerinae Fieber, 1853 (vondron-karazana 192, karazana 1 200), maneran-tany
- Habrocneminae Yin, 1982 (karazana 15), Sina, Indôsina
- Habrocnemis Uvarov, 1930
- Longzhouacris You & Bi, 1983 - Sina
- Menglacris Jiang & Zheng, 1994 (syn. Tectiacris Wei & Zheng, 2005)- Sina
- Hemiacridinae Dirsh, 1956 (vondron-karazana 45, karazana 180), Afrika, Azia
- Incolacridinae Tinkham, 1940 (vondron-karazana 4), Azia Atsinanana
- Leptysminae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 21, karazana 70), Amerika Afovoany sy Amerika Atsimo
- Marelliinae Eades, 2000 (karazana 1), Amerika Atsimo
- Marellia Uvarov, 1929
- Melanoplinae Scudder, 1897 (vondron-karazana 146, karazana 1 100), Amerika, Eorazia
- Oedipodinae Walker, 1871 (vondron-karazana 138, karazana 790), maneran-tany
- Ommatolampidinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 115, karazana 290), Amerika Atsimo
- Oxyinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 33, karazana 210), Afrika Atsimon' i Sahara, Azia, Aostralazia
- Pauliniinae Hebard, 1923 (karazana 1), Amerika Atsimo
- Pezotettiginae Brunner von Wattenwyl, 1893 (karazana 10), Eorôpa, Azia Andrefana, Atsinanana Afovoany
- Proctolabinae Amédégnato, 1974 (vondron-karazana 29, karazana 210), Amerika Afovoany sy Amerika Atsimo
- Rhytidochrotinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 20, karazana 40), Amerika Atsimo
- Spathosterninae Rehn, 1957 (foko tokana, vondron-karazana 3, karazana 12), Afrika, Indômaley, Aostralia
- Teratodinae Brunner von Wattenwyl, 1893 (vondron-karazana 8, karazana 20), Afrika, Azia Atsimo-Andrefana
- Tropidopolinae Jacobson, 1905 (vondron-karazana 13, karazana 30), Afrika, Eorôpa Atsimo, Azia
incertae sedis
[hanova | hanova ny fango]- Foko Eucopiocerini Descamps, 1975 - Central Amerika
- Chapulacris Descamps, 1975
- Eucopiocera - monotypic E. rubripes Bruner, 1908
- Halffterina Descamps, 1975
- Leptalacris Descamps & Rowell, 1978 - karazana tokana L. fastigiata Descamps & Rowell, 1978
- vondron-karazana tsy manan-toerana (tokan-karazana)
- Atopacris Amédégnato & Poulain, 1998
- Castetsia Bolívar, 1902
- Jumandiacris Amédégnato & Poulain, 1998
- Melliacris Ramme, 1941
- Palandella Amédégnato & Poulain, 1998
- Pileolum Bolívar, 1917
- Tylotropidiopsis Storozhenko, 1992
- †Heeracris Zeuner, 1937
- †Menatacridium Piton, 1936
- †Taeniopodites Cockerell, 1909
- †Tyrbula Scudder, 1885