Aller au contenu

Ancona

Avy amin'i Wikipedia

48°37′N 13°31′E / 48.617°N 13.517°E / 48.617; 13.517

Ancona
-
Velarantany 123 km2
Isam-ponina 99,377 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Italia
Fanjakana NC
Faritany NC
Tanàna mifanolo-bodirindrina Ancona

I Ancona dia tanàna seranan-tsambo any  Italia, , amin'ny morontsirak'i Adriatika Italiana. Renivohitry ny faritra  Marche izy io, ary misy mponina 99.377.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ancona dia eo amin’ny 210 kilometatra any avaratratsinanan’i Roma ary eo amin’ny 200 kilaometatra any atsimoatsinanan’i Bologna.

Ny seranan'i Ancona dia, miaraka amin'i Bari sy Venezia, iray amin'ireo seranan-tsambo lehibe indrindra manerana ny Ranomasina Adriatika, izay mifandray matetika amin'ny tanànan'i Igoumenitsa sy Patras grika.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]