Aller au contenu

Asa

Avy amin'i Wikipedia

Ny asa, eo amin'ny sehatry ny toekarena, dia karazana andraikitra sy adidy sahanin' ny olona tsirairay, ka miteraka na ahazoana vokatra tsara. Ny asa dia loharano ahazahoana sy ampidiram-bola amin' ny fiainan'ny olombelona eto ambon' ny tany.

Mpiasa no fiantsoina ny olona manana asa ary tsy an' asa ny olona izay tsy manana asa, raha amin' ny firenena iray dia tena zava-dehibe ny fananana asa ary miteraka fahatrana kosa ny tsy fananana asa, misy lalàna sy ny pôlitika apetraky ny fanjakana momba ny asa mba hahafahana mandamina sy mandrindra azy.

Ny orinasa no mampiasa ny olona izay te-hiasa sy manana traikefa mifanaraka amin' izay ilainy, misy koa ny miasa tena na mivarotra, amin' ny ankapobeny ny olona rehetra dia natao hiasa mba hivelomany.

Maro ireo karazana asa ka samy manana ny fitsipika mifehy azy avy.

Famaritana

[hanova | hanova ny fango]

Zava-dehibe

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]