Aller au contenu

Celastraceae

Avy amin'i Wikipedia
Euonymus fortunei
Katy (Catha edulis)

Ny Celastraceae dia fianakavian-javamaniry roa ravintsimoka. Misy karazan-kavamaniry 1 350 mizara amin' ny vondron-karazana 98. Izy ireo dia hazo, hazobotry na vahy, manomboka amin' ny faritra manana toetany antonony ka hatrany amin' ny faritra mafana ny aniriany. Azo lazaina ihany koa ny vondron-karazana Celastrus izay manome karazana fanao haingo maro. Ny katy, izay tsakoina any amin' ny Saikinosy Arabo sy any any amin' ny Tandrok' i Afrika ary eto Madagasikara, dia ravina vaovao avy amin' ny karazana Catha edulis.

Fanazavandrano (Polycardia lateralis)

Amin' ny vondron-karazana 98 fantatra amin' izao fotoana izao ao amin' ny fianakaviana Celastraceae, ny 19 dia teratany eto Madagasikara ary ahitana karazana 57 farafaharatsiny fantatra amin' izao fotoana izao. Ny enina amin' ireo vondron-karazana 19 ireo (Brexiella, Evonymopsis, Hartogiopsis, Polycardia, Ptelidium, ary Salvadoropsis) dia tsy hita raha tsy eto Madagasikara. Ireo vondron-karazana ireo dia samy manana ny toetrany sy ny asany manokana.

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Celastrus orbiculatus

Vondron-karazana 98 no eken' ny Plants of the World Online tamin' ny Novambra 2024:

  • Acanthothamnus Brandegee
  • Allocassine N.Robson
  • Anthodon Ruiz & Pav.
  • Apatophyllum McGill.
  • Apodostigma R.Wilczek
  • Arnicratea N.Hallé
  • Bequaertia R.Wilczek
  • Brassiantha A.C.Sm.
  • Brexia Norhonha ex Thouars
  • Brexiella H.Perrier
  • Campylostemon Welw. ex Benth. & Hook.f.
  • Canotia Torr.
  • Cassine L.
  • Catha Forssk. ex Scop.
  • Celastrus L.
  • Cheiloclinium Miers
  • Crossopetalum P.Browne
  • Cuervea Triana ex Miers
  • Denhamia Meisn.
  • Dicarpellum (Loes.) A.C.Sm.
  • Dinghoua R.H.Archer
  • Elachyptera A.C.Sm.
  • Elaeodendron Jacq.
  • Empleuridium Sond. & Harv.
  • Euonymus L. – spindle
  • Evonymopsis H.Perrier
  • Fraunhofera Mart.
  • Glyptopetalum Thwaites
  • Goniodiscus Kuhlm.
  • Gyminda (Griseb.) Sarg.
  • Gymnosporia (Wight & Arn.) Hook.f.
  • Hartogiopsis H.Perrier
  • Haydenoxylon M.P.Simmons
  • Hedraianthera F.Muell.
  • Helictonema Pierre
  • Hexaspora C.T.White
  • Hippocratea L.
  • Hylenaea Miers
  • Hypsophila F.Muell.
  • Kokoona Thwaites
  • Lauridia Eckl. & Zeyh.
  • Lepuropetalon Elliott
  • Loeseneriella A.C.Sm.
  • Lophopetalum Wight ex Arn.
  • Lydenburgia N.Robson
  • Macgregoria F.Muell.
  • Maurocenia Mill.
  • Maytenus Molina – mayten
  • Menepetalum Loes.
  • Microtropis Wall. ex Meisn.
  • Monimopetalum Rehder
  • Mortonia A.Gray
  • Mystroxylon Eckl. & Zeyh.
  • Nicobariodendron Vasudeva Rao & Chakrab.
  • Orthosphenia Standl.
  • Parnassia L.
  • Paxistima Raf.
  • Peripterygia Loes.
  • Peritassa Miers
  • Plagiopteron Griff.
  • Platypterocarpus Dunkley & Brenan
  • Plenckia Reissek
  • Pleurostylia Wight & Arn.
  • Polycardia Juss.
  • Pottingeria Prain
  • Prionostemma Miers
  • Pristimera Miers
  • Psammomoya Diels & Loes.
  • Pseudosalacia Codd
  • Ptelidium Thouars
  • Pterocelastrus Meisn.
  • Putterlickia Endl.
  • Quetzalia Lundell
  • Reissantia N.Hallé
  • Robsonodendron R.H.Archer
  • Rzedowskia Medrano
  • Salacia L.
  • Salacighia Loes.
  • Salaciopsis Baker f.
  • Salvadoropsis H.Perrier
  • Sarawakodendron Ding Hou
  • Schaefferia Jacq.
  • Semialarium N.Hallé
  • Simicratea N.Hallé
  • Siphonodon Griff.
  • Stackhousia Sm.
  • Tetrasiphon Urb.
  • Thyrsosalacia Loes.
  • Tontelea Miers
  • Torralbasia Krug & Urb.
  • Tripterococcus Endl.
  • Tripterygium Hook.f.
  • Tristemonanthus Loes.
  • Trochantha (N.Hallé) R.H.Archer
  • Wilczekra M.P.Simmons
  • Wimmeria Schltdl. & Cham.
  • Xylonymus Kalkman ex Ding Hou
  • Zinowiewia Turcz.