Cerbera
Fiseho

Ny Cerbera dia vondron-karazan-javamaniry mamony, ao amin' ny fianakaviana Apocynaceae. Misy karazana hazo avy any Azia sy Oseania tafiditra ao anatin' izany. Tena misy poizina ny voan' ny karazana sasany. Anisany ny tangena (Cerbera manghas L.)
Karazana
[hanova | hanova ny fango]- Cerbera dumicola P.I.Forst.
- Cerbera floribunda K. Schum.
- Cerbera inflata S.T.Blake
- Cerbera lactaria Buch.-Ham. ex D. Dietrich (syn Cerbera manghas L.)
- Cerbera manghas L.
- Cerbera odollam Gaertner