Decapoda

Ny Decapoda dia filaharana lehibe ao amin' ny Crustacea, ao amin' ny kilasy Malacostraca, manana tongotra 5 ankavia sy 5 ankavanana. izay ahitana ny fozan-dranomamy, ny drakaka, ny makamba, ny orana, ny fozaorana, ary hatramin' ny langosta. Tombanana ho misy karazana efa ho 15 000 eo ho eo ao amin' ny sokajy 2 700 eo ho eo, misy karazana fôsily 3 300 eo ho eo ity filaharana ity.
Biby mpihinan-kena, mpihinana fatim-biby, na mpihinana poti-javatra avy amin' ny zavamananaina ny Decapoda. Miana an-dranoasina ny ankamaroany. Ny sasany, toy ny orana, dia miaina anaty ranomamy, ary ny hafa, toy ny fozam-boanio, dia miaina an-tanety eny amin' ny toerana mando.

Araka ny mahazatra, araka ny endriky ny kibony, dia nozaraina roa ny Decapoda:
- Macroura: manana kibo lava, toy ny orana, ny fozaorana, ny makamba, ny patsa, sns;
- Brachyura: manana kibo fohy ary matetika miforitra eo ambanin' ny tratrany, toy ny foza sy ny drakaka.
Misy anefa vondron-karazana izay manalasala ny fanasokajiana azy: Charassocarcinus Van Straelen, 1925

Teo aloha izy ireo dia nosokajiana ho zana-pilaharana roa antsoina hoe Natantia ("milomano") sy Reptantia. ("mandady")
Mizara ho zana-pilaharana roa, mifototra amin' ny endriky ny sagogany sy ny fomba fitondrany vohoka ny Decapoda:
- Dendrobranchiata Bate, 1888 (manatody anaty rano);
- Pleocyemata Burkenroad, 1963 (mikotrika ny atodiny eo ambanin' ny kibony
Aristaeomorpha foliacea, (Aristeidae - Dendrobranchiata)
Fanakilasiana
[hanova | hanova ny fango]Order Decapoda Latreille, 1802
- Suborder Dendrobranchiata Bate, 1888
- Penaeoidea Rafinesque, 1815
- Sergestoidea Dana, 1852
- Suborder Pleocyemata Burkenroad, 1963
- Infraorder Stenopodidea Bate, 1888
- Infraorder Caridea Dana, 1852
- Procaridoidea Chace & Manning, 1972
- Galatheacaridoidea Vereshchaka, 1997
- Pasiphaeoidea Dana, 1852
- Oplophoroidea Dana, 1852
- Atyoidea De Haan, 1849
- Bresilioidea Calman, 1896
- Nematocarcinoidea Smith, 1884
- Psalidopodoidea Wood-....., 1874
- Stylodactyloidea Bate, 1888
- Campylonotoidea Sollaud, 1913
- Palaemonoidea Rafinesque, 1815
- Alpheoidea Rafinesque, 1815
- Processoidea Ortmann, 1896
- Pandaloidea Haworth, 1825
- Physetocaridoidea Chace, 1940
- Crangonoidea Haworth, 1825
- Infraorder Astacidea Latreille, 1802
- Enoplometopoidea de Saint Laurent, 1988
- Nephropoidea Dana, 1852
- Astacoidea Latreille, 1802
- Parastacoidea Huxley, 1879
- Infraorder Glypheidea Winckler, 1882
- Glypheoidea Winckler, 1882
- Infraorder Axiidea de Saint Laurent, 1979b
- Infraorder Gebiidea de Saint Laurent, 1979
- Infraorder Achelata Scholtz & Richter, 1995
- Infraorder Polychelida Scholtz & Richter, 1995
- Infraorder Anomura MacLeay, 1838
- Aegloidea Dana, 1852
- Galatheoidea Samouelle, 1819
- Hippoidea Latreille, 1825a
- Chirostyloidea Ortmann, 1892
- Lomisoidea Bouvier, 1895
- Paguroidea Latreille, 1802
- Infraorder Brachyura Linnaeus, 1758
- Section Dromiacea De Haan, 1833
- Dromioidea De Haan, 1833
- Homolodromioidea Alcock, 1900
- Homoloidea De Haan, 1839
- Section Raninoida De Haan, 1839
- Section Cyclodorippoida Ortmann, 1892
- Section Eubrachyura de Saint Laurent, 1980
- Subsection Heterotremata Guinot, 1977
- Aethroidea Dana, 1851
- Bellioidea Dana, 1852
- Bythograeoidea Williams, 1980
- Calappoidea De Haan, 1833
- Cancroidea Latreille, 1802
- Carpilioidea Ortmann, 1893
- Cheiragonoidea Ortmann, 1893
- Corystoidea Samouelle, 1819
- Dairoidea Serène, 1965
- Dorippoidea MacLeay, 1838
- Eriphioidea MacLeay, 1838
- Gecarcinucoidea Rathbun, 1904
- Goneplacoidea MacLeay, 1838
- Hexapodoidea Miers, 1886
- Leucosioidea Samouelle, 1819
- Majoidea Samouelle, 1819
- Orithyioidea Dana, 1852c
- Palicoidea Bouvier, 1898
- Parthenopoidea MacLeay,
- Pilumnoidea Samouelle, 1819
- Portunoidea Rafinesque, 1815
- Potamoidea Ortmann, 1896
- Pseudothelphusoidea Ortmann, 1893
- Pseudozioidea Alcock, 1898
- Retroplumoidea Gill, 1894
- Trapezioidea Miers, 1886
- Trichodactyloidea H. Milne-Edwards, 1853
- Xanthoidea MacLeay, 1838
- Subsection Thoracotremata Guinot, 1977
- Cryptochiroidea Paul'son, 1875
- Grapsoidea MacLeay, 1838
- Ocypodoidea Rafinesque, 1815
- Pinnotheroidea De Haan, 1833
- Subsection Heterotremata Guinot, 1977
- Section Dromiacea De Haan, 1833