Dekametatra
Fiseho
Ny dekametatra, izay hafohezina amin' ny hoe dam, dia ventin-kalavana ao amin' ny Rafitra Iraisam-Pirenen' ny Venty, mitovy amin' ny folo metatra. Tsy dia ampiasaina matetika noho ny ventin-kalavana hafa ny dekametatra. Ny fandrefesana ny haavo ao amin' ny meteôrôlôjia no ampiharina ny ampiasana azy. Mety amin' ny famaritana ny rano be hadiry, toy ny an' ny renirano sy ny farihy, ny dekametatra toratelo.
Kilômetatra | 0,01 | 0,1 | 1 |
Hektômetatra | 0,1 | 1 | 10 |
Dekametatra | 1 | 10 | 100 |
Metatra | 10 | 100 | 1 000 |
Desimetatra | 100 | 1 000 | 10 000 |
Santimetatra | 1 000 | 10 000 | 100 000 |
Milimetatra | 10 000 | 100 000 | 1 000 000 |
Mikrômetatra | 10 000 000 | 100 000 000 | 1 000 000 000 |