Fabeae
Fiseho

Ny Fabeae na Vicieae dia fokon-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Fabaceae, zana-pianakaviana Faboideae, izay ahitana karazana zavamaniry ahitra maniry isan-taona, mizara ho vondron-karazana dimy: Lathyrus L., Lens Mill., Pisum L., Vavilovia Fed. ary Vicia L.
Anisan' ny karazana ao amin' ity foko ity ny pitipoà (Pisum sativum).