Fianarantsoa
21°27′10″S 47°05′08″E / 21.452670°S 47.085690°E
Fianarantsoa | ||
![]() | ||
Velarantany | 86,05 km2 | |
Isam-ponina | 191 776 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Fanjakana | NC | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC |

I Fianarantsoa dia tanàna any atsimon'i Madagasikara, renivohitry ny faritanin'i Fianarantsoa ary ny Faritra Matsiatra Ambony.
Tanàna noforonin' ny Merina tamin' ny taonjato faha-19 ho renivohitry ny tany nanjakan'ny Betsileo taloha i Fianarantsoa.
1 200 metatra ny haavon'ny toerana misy an'ilay tanàna ary efatra alina sy iray hetsy eo ny isam-ponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2001.

Finoana
[hanova | hanova ny fango]Ankehitriny mpino kristianina ny ankamaroan'ny olona any Fianarantsoa. Tonga tao Fianarantsoa ny finoana kristianina katôlika tamin’ny taona 1871, tamin’ny fahatongavan’i Mompera Marc Finaz, pretra jezoita frantsay avy any Toulouse.
Fitaterana
[hanova | hanova ny fango]
Mandeha eo amin'ny lalamby Fianarantsoa Côte Est ("Fianarantsoa Amorontsiraka Atsinanana") micheline farany indrindra eto an-tany.
Oniversiteten
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Renivohi-paritany eto Madagasikara
- Antananarivo - Antsiranana - Fianarantsoa - Mahajanga - Toamasina - Toliara
Renivohi-paritra eto Madagasikara
- Ambatondrazaka - Ambositra - Ambovombe - Antananarivo - Antsirabe - Antsiranana - Antsohihy - Farafangana - Fenoarivo Atsinanana - Fianarantsoa - Ihosy - Maevatanana - Mahajanga - Maintirano - Manakara - Mananjary - Miarinarivo - Morondava - Sambava - Toamasina - Tôlanaro - Toliara - Tsiroanomandidy

![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Fianarantsoa |
Histoire
[hanova | hanova ny fango]Tamin'ny taona 1831 no naorin'ny mpanjakavavy Ranavalona I ny tanana ka nataony renivohitry ny faritra Betsileo. Tany am-piandoana dia teo amin'ny vohitra Kianjasoa no nanorenana azy fa taty aoriana dia naorina teo amin'ny vohitra akaiky azy, Ivoegnana, ny tananan'i Fianarantsoa. Rafaralahindraininaly no governora nitondra voalohany tao Fianarantsoa ny taona 1831 ka hatramin'ny taona 1842.
Toa an'Antananarivo dia manana ny rovany ihany koa i Fianarantsoa ary manana farihiny ihany koa.