Liverpool
Fiseho
53°24′N 02°59′W / 53.400°N 2.983°W
Liverpool
| |||
![]() | |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 496,770 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | ![]() ![]() | ||
Fanjakana | NC | ||
Faritany | Merseyside | ||
Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC |
Liverpool dia tanàna seranan-tsambo sy distrika metropolitan any Merseyside, Angletera. Eo amin'ny ilany atsinanan'ny Estuary Mersey no misy azy io, akaikin'ny Ranomasina Irlandy, 286 km avaratrandrefan'i Londona. Miaraka amin'ny mponina 496,770 (tamin'ny 2022), Liverpool no tanàna fahadimy lehibe indrindra ao amin'ny Fanjakana Mitambra.