Moraceae
Fiseho

Ny Moraceae dia fianakavian-javamaniry mamony, ao amin' ny filaharana Rosales, izay ahitana karazana efa ho 1 400 eo ho eo mitsinjara amin' ny vondron-karazana 40 eo ho eo.


Ny vondron-karazana roa ao amin' ity fianakaviana ity no manana karazany betsaka indrindra dia ny Ficus sy ny Dorstenia. Anisan' ny malaza indrindra ny aviavy (Ficus carica), ny fihamy (Ficus benghalensis), ny hazondandy (Morus alba) izay hanin' ny bibindandy, ny Broussonetia papyrifera, ny ampalibe (Artocarpus heterophyllus), firapay (Artocarpus altilis) ary ny Maclura pomifera.

Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]
Ireto ny vondron-karazana ao amin' ny fianakaviana Moraceae araka ny World Flora Online (WFO) (26 Janoary 2022):
- Antiaris Lesch.
- Antiaropsis K. Schum.
- Artocarpus J.R. Forst. & G. Forst.
- Bagassa Aubl.
- Batocarpus H. Karst.
- Bleekrodea Blume
- Bosqueiopsis De Wild. & T. Durand
- Brosimum Sw.
- Broussonetia L'Hér. ex Vent.
- Calaunia
- Castilla Cerv.
- Clarisia Ruiz & Pav.
- Dorstenia L.
- Fatoua Gaudich.
- Ficus L.
- Helianthostylis Baill.
- Helicostylis Trécul
- Hullettia King ex Hook. f.
- Maclura Nutt.
- Malaisia Blanco
- Maquira Aubl.
- Mesogyne Engl.
- Milicia Sim
- Morus L.
- Naucleopsis Miq.
- Perebea Aubl.
- Poulsenia Eggers
- Pseudolmedia Trécul
- Pseudomorus Bureau
- Scyphosyce Baill.
- Sorocea A. St.-Hil.
- Streblus Lour.
- Toxylon Raf.
- Treculia Decne. ex Trécul
- Trilepisium Thouars
- Trophis P. Browne
- Trymatococcus Poepp. & Endl.
- Utsetela Pellegr.
- Vanieria