Vera
Fiseho

Ny vera dia kojakoja misy lalina atiny ampiasaina hametrahana na hisotroana ranon-javatra (rano, divay, sns), miendrika tioba, mafy, tsy misy hirika, vita amin'ny tamaboha tantera-pahazavana. Marihina fa mora vaky ny vera fitaratra raha voadona na latsaka mafy.