Aller au contenu

Zo

Avy amin'i Wikipedia

Ny zo dia fahafahana omen'ny fanjakana ny olona.Ny zo koa dia fahafahana na fahefana anana'ny olona hanantanteraka zavatra iray na tsia. Izy io dia azo takiana na amin'ny olona na amin'ny fanjakana.[1]

Misy karazany maromaro ny zo : ao ny lalàna iraisam-pirenena , ao ny lalàna iraisam-pirenena tsy miankina

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Endrika:Références

  1. https://www.undp.org/sites/g/files/zskgke326/files/migration/mg/Izany-ka-Ankizy-Vanona.pdf