Aller au contenu

Cesena

Avy amin'i Wikipedia

44°08′N 12°14′E / 44.133°N 12.233°E / 44.133; 12.233

Cesena
Velarantany 249,47 km2
Isam-ponina 96,066 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Italia
Fanjakana NC
Faritany  Emilia-Romagna
Tanàna mifanolo-bodirindrina Cesena
Cesena

Cesena dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Emilia-Romagna, ao atsimon'i Ravenna, ary misy mponina 96 066 amin'izao fotoana izao.

Cesena no toerana nahaterahan'ny papa Pio VI. ary Pio VII. Pio VIII no evekan'ny diosezin'i Cesena ary tao an-tanàna ny sezany. Izany no antony niantsoan’i Cesena ny tenany hotanànan’ny papa telo.


Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]