Aller au contenu

Tracheophyta

Avy amin'i Wikipedia
Ny fisandrahaky ny lalan-dranon'ny ravin-tsaonjo (Colocasia esculenta), hita tsara amin' ny tara-pahazavana.

Ny Tracheophyta na Tracheobionta, dia fizaràn' ny zavamaniry (Plantae) misy lalan-dranon-kazo, izay ahitana:

Ny tena mampiavaka ny Tracheophyta dia ny fisian' ny fakany sy ny fisian' ny fantsona mpitatitra (flôema sy ksilema misy trakeida, izay niavian' ny anarana hoe Tracheophyta) miantoka ny fivezivezen' ny ranon-javamaniry. Ny Polysporangiophyta dia zavamaniry niseho tamin' ny vanim-potoana Ôrdôvisiana, izay zavamaniry voalohany fantatra fa misy lalan-dranony. Ny World Flora Online (WFO) (22 Janoary 2024) dia manambatra ireo zavamaniry misy lalan-dranony izao ao amin' ny fanjakana Pteridobiotina.