Aller au contenu

Typhaceae

Avy amin'i Wikipedia
Sparganium erectum

Ny Typhaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, tokan-dravintsimoka. Ity anarana bôtanikan' ny fianakaviana ity dia eken' ny ankamaroan' ny taksônômista. Ny Typhaceae dia fianakaviana ao amin' ny filaharana Typhales (na Poales). Indreto ny vondron-karazana ao amin' io fianakaviana io:

  • Rohrbachia
  • Sparganium (tao amin' ny fianakaviana Sparganiaceae teo aloha)
  • Typha

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fianakavian-javamaniry hafa: