Aller au contenu

Arivo

Avy amin'i Wikipedia

Ny arivo dia isa nanahary manaraka ny sivy amby sivifolo sy sivinjato ary alohan' ny iraika amby arivo. Amin' ny tarehimarika arabo izy dia soratana hoe 1000. Ny arivo arivo dia mitovy amin' ny iray tapitrisa (106).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]