Aller au contenu

Sivy

Avy amin'i Wikipedia

Ny sivy dia isa nanahary manaraka ny valo sy eo alohan' ny folo. Aseho amin' ny alalan' ny tarahimarika 9 ny isa sivy. Io no tarehimarika lehibe indrindra ao amin' ny rafitra tafolo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]