Aller au contenu

Roa

Avy amin'i Wikipedia

Ny roa dia isa nanahary manaraka ny iray sy eo alohan' ny telo. Soratana amin' ny tarehimarika arabo 2 izy io. Ny "2" dia sady isa no tarehimarika. Nifanarahana fa io no isa tsy azo tsinjaraina kely indrindra sady ankasa. Satria izy no fototry ny fifanoheran-droa (doalisma), ka manana heviny ara-pivavahana sy ara-panahy amin' ny kolontsaina maro ny roa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]